FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Amin’izany andro izany, dia tsy hiantehitra intsony amin’ilay namely azy+ ny sisa tavela amin’i Israely,+ sy ny sisa miangana amin’ny taranak’i Jakoba. Fa i Jehovah Ilay Masin’ny Israely+ kosa no tena hianteheran’izy ireo.+

  • Jeremia 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa izao kosa no holazaina: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nampody sy nitondra an’ilay taranaky ny firenen’Israely niakatra avy tany amin’ilay tany any avaratra sy avy tany amin’ny toerana rehetra nanaparitahako azy.’ Dia honina ao amin’ny taniny tokoa izy ireo.”+

  • Zakaria 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana,+ ka ny voaloboka hamoa,+ ny tany hamokatra,+ ary ny lanitra handrotsaka ny andony.+ Ary homeko ho lovan’ireto vahoaka sisa+ ireto izany rehetra izany.+

  • Romanina 11:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ary izany no fomba hamonjena ny Israely+ rehetra, araka ny voasoratra hoe: “Hivoaka avy ao Ziona ny mpanafaka+ ka hampiala an’i Jakoba amin’ny fanao ratsiny.+

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara