2 Tantara 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampahory+ azy fa tsy nampahery azy. Isaia 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tonga tao Aiata+ i Asyria, ary nandalo an’i Migrona. Dia napetrany tao Mikmasy+ ny fitaovany.
20 Farany dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampahory+ azy fa tsy nampahery azy.