Hosea 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy mba nieritreritra anefa izy ireo+ hoe hotsarovako ny faharatsiany rehetra.+ Efa manodidina azy ny ratsy ataony,+ ary eo anatrehako izany.+ Hosea 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fireharehan’ny Israely dia vavolombelona manameloka azy.+ Tsy miverina amin’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+ sady tsy mitady azy, na eo aza izany rehetra izany.+
2 Tsy mba nieritreritra anefa izy ireo+ hoe hotsarovako ny faharatsiany rehetra.+ Efa manodidina azy ny ratsy ataony,+ ary eo anatrehako izany.+
10 Ny fireharehan’ny Israely dia vavolombelona manameloka azy.+ Tsy miverina amin’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+ sady tsy mitady azy, na eo aza izany rehetra izany.+