FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niakatra hanafika azy i Salmanesera+ mpanjakan’i Asyria.+ Koa lasa mpanompon’i Salmanesera i Hosea, ka nandoa hetra+ taminy.

  • Isaia 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa raha mbola tsy mahay miantso+ ‘Dada’ sy ‘Neny’ ilay zaza, dia hoentin’ny olona eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asyria ny fananan’i Damaskosy sy ny zavatra nobaboina tany Samaria.”+

  • Isaia 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony:+ “Ry oloko mitoetra any Ziona!+ Aza matahotra noho ny amin’ny Asyrianina izay namely anareo tamin’ny tsorakazo,+ sady nanainga ny tehiny hamelezana anareo toy ny nataon’i Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara