Matio 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa mivavaka anefa ianareo, dia aza mamerimberina zavatra mitovy foana,+ toy ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao. Heveriny mantsy fa ny fampiasany teny maro no hihainoana azy.
7 Rehefa mivavaka anefa ianareo, dia aza mamerimberina zavatra mitovy foana,+ toy ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao. Heveriny mantsy fa ny fampiasany teny maro no hihainoana azy.