FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 2:65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 65 ankoatra ny mpanompolahy sy mpanompovavy fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo. Nanana mpihira+ lahy sy vavy roanjato koa izy ireo.

  • Isaia 60:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+

  • Isaia 61:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Vahiny no ho avy hiandry ny andian’ondrinareo,+ ary ny hafa firenena+ no ho mpambolinareo sy mpikarakara ny tanimboalobokareo.+

  • Zakaria 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ambanako amin’ny tanako izy,+ ka ho babon’ny mpanompony.’+ Dia ho fantatrareo tokoa fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara