Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+ Hebreo 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+