-
Isaia 30:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny fanamelohana an’ireo biby any atsimo:+ Mandeha mamakivaky ny tany misy fahoriana+ sy fahasahiranana izy ireo, dia tany misy liona, sy leopara mierona, sy menarana ary bibilava misidina izay misy poizina mampamaivay.+ Eny an-tsoroky ny ampondra no itondrany ny fananany, ary eny amin’ny trafon’ny rameva+ no itondrany ny vatsiny, izay samy tsy hitondra soa ho an’ny olona.
-