Nomery 21:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa andeha isika hanafika azy ireo.Ho rava hatrany Dibona+ i Hesbona,Ka ny vehivavy ho ripaka hatrany Nofa, ary ny lehilahy hatrany Medeba.”+ Josoa 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ka lasan’izy ireo ny faritra manomboka any Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, sy ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemba manontolo akaikin’i Medeba;+
30 Koa andeha isika hanafika azy ireo.Ho rava hatrany Dibona+ i Hesbona,Ka ny vehivavy ho ripaka hatrany Nofa, ary ny lehilahy hatrany Medeba.”+
16 ka lasan’izy ireo ny faritra manomboka any Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, sy ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemba manontolo akaikin’i Medeba;+