Eksodosy 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly, no mety hamadika ny tenin’olo-marina.+ Ohabolana 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny ratsy fanahy mandray kolikoly mangingina*+ mba hamadihana ny rariny.+
8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly, no mety hamadika ny tenin’olo-marina.+