Isaia 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+ Zakaria 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hampodiko izy ireo, ka honina ao Jerosalema.+ Ho oloko izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny amin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.’”+
62 Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+
8 Hampodiko izy ireo, ka honina ao Jerosalema.+ Ho oloko izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny amin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.’”+