FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka.+

      Teo koa izahay no nitomany rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+

  • Isaia 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanjary nilamina ny tany manontolo,+ ka mandry feizay. Koa mifaly sy mihoby ny olona.+

  • Isaia 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+

  • Jeremia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia ho avy tokoa izy ireo ka hihoby eny amin’ny havoanan’i Ziona.+ Ary ho miramirana izy ireo noho ny hatsaran-toetran’i Jehovah+ sy noho ny varimbazaha sy ny divay+ vaovao sy ny menaka sy ny zanaky ny ondry aman’osy ary ny zanak’omby.+ Ho toy ny tanimboly azon-drano tsara+ izy ireo, ka tsy ho osa intsony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara