FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+

  • Jeremia 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edoma+ sy ny mpanjakan’i Moaba+ sy ny mpanjakan’ny taranak’i Amona+ sy ny mpanjakan’i Tyro+ ary ny mpanjakan’i Sidona+ izany, ka ampitondray an’ireo iraka izay tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda.

  • Jeremia 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara