FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.”

  • Isaia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Misaona sy malazo ny tany.+ Mangaihay sy potika i Libanona.+ Nanjary toy ny lemaka karakaina i Sarôna,+ ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+

  • Jeremia 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+

  • Fitomaniana 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+

      Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+

      Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+

  • Hosea 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara