7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+
10 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hitsinjo anareo aho rehefa tapitra ny fitopolo taona nijanonanareo tany Babylona,+ dia hotanterahiko aminareo ny fampanantenako, ka haveriko eto amin’ity toerana ity ianareo.’+