2 Mpanjaka 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Na ny Joda aza anefa tsy nitandrina ny didin’i Jehovah Andriamaniny,+ fa ny lalàna noforonin’ny Israely+ no notandremany. Ezekiela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+
19 Na ny Joda aza anefa tsy nitandrina ny didin’i Jehovah Andriamaniny,+ fa ny lalàna noforonin’ny Israely+ no notandremany.
11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+