Salamo 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsara toetra sy mahitsy i Jehovah,+Ka ampianariny lala-mahitsy ny mpanota.+ Zakaria 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa lehibe tokoa ny hatsaran-toetrany+ sy ny hatsaran-tarehiny!+ Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy, ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+ Marka 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Nahoana aho no antsoinao hoe tsara?+ Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra.+
17 Fa lehibe tokoa ny hatsaran-toetrany+ sy ny hatsaran-tarehiny!+ Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy, ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+
18 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Nahoana aho no antsoinao hoe tsara?+ Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra.+