4 Amin’izany andro izany, dia hisy hanao teny fanarabiana+ anareo, ka hitomany+ mafy dia mafy. Ary hisy hanao hoe: “Voaroba tokoa isika!+ Omeny olona ny anjara tanin’ny firenentsika.+ Esoriny amiko tokoa izany, ka ny mpivadika no izarazarany ny sahantsika.”