FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+

      Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?+

      Hiandry an’Andriamanitra aho,+

      Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy.+

  • Isaia 16:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa mipararetra toy ny tadin’ny harpa ny ao anatiko noho ny amin’i Moaba,+ ary toy izany koa ny tsinaiko noho ny amin’i Kira-haresa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara