2 Mpanjaka 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka no niakaran’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria, tany amoron’ny reniranon’i Eofrata.+ Ary nandeha hifanandrina tamin’i Farao i Josia,+ kanjo novonoin’i Farao ho faty+ tao Megido+ izy raha vao hitany. 2 Tantara 35:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+
29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka no niakaran’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria, tany amoron’ny reniranon’i Eofrata.+ Ary nandeha hifanandrina tamin’i Farao i Josia,+ kanjo novonoin’i Farao ho faty+ tao Megido+ izy raha vao hitany.
20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+