2 Mpanjaka 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zebida, zanak’i Pedaia avy any Romaha. 2 Tantara 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+ Jeremia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia momba ny olon’i Joda rehetra, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe, tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona, Jeremia 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, no tonga tamin’i Jeremia avy tamin’i Jehovah izao teny izao:
36 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zebida, zanak’i Pedaia avy any Romaha.
5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+
25 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia momba ny olon’i Joda rehetra, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe, tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona,
36 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, no tonga tamin’i Jeremia avy tamin’i Jehovah izao teny izao: