Isaia 46:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hiforitra izy ireo, ary samy hiondrika. Tsy mahavonjy+ an’ilay enta-mavesatra izy ireo, ary ho lasa babo tokoa.+ Jeremia 43:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Handrehitra afo handoroana ny tranon’ireo andriamanitr’i Ejipta aho.+ Dia hodorany tokoa ireny ary hobaboiny. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy,+ ka hivoaka soa aman-tsara avy any Ejipta.
2 Hiforitra izy ireo, ary samy hiondrika. Tsy mahavonjy+ an’ilay enta-mavesatra izy ireo, ary ho lasa babo tokoa.+
12 Handrehitra afo handoroana ny tranon’ireo andriamanitr’i Ejipta aho.+ Dia hodorany tokoa ireny ary hobaboiny. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy,+ ka hivoaka soa aman-tsara avy any Ejipta.