20 “Miakara any Libanona+ ka miantsoantsoa, ary asandrato any Basana+ ny feonao. Miantsoantsoa any Abarima,+ satria ripaka daholo ireo tia fatratra anao.+
16 Ary ny tandroka folo+ efa hitanao, sy ilay bibidia,+ dia hankahala an’ilay mpivaro-tena+ ka handroba izay ananany rehetra sy hampitanjaka azy, ary hanapitra ny nofony sy handoro azy tanteraka amin’ny afo.+