Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+ Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+ Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+ Asan’ny Apostoly 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nanao izany izy ireo mba hanatanterahana izay efa voatendrin’ny tananao sy ny fikasanao.+
11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+
10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+