12 Dia hoy i Jeremia tamin’ny andriana rehetra sy ny vahoaka manontolo: “I Jehovah no naniraka ahy hilaza ny faminaniana rehetra renareo teo,+ momba an’ity trano ity sy ity tanàna ity.
6 Tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao,+ nefa tamin’ny anaranao no nitenenany tamin’ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny razanay ary ny vahoaka manontolo.+