FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary momba anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia hampody anao indray amin’ity tany ity,+ satria tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nolazaiko taminao.”+

  • Eksodosy 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy Andriamanitra: “Izaho no homba anao!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao:+ Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra+ ity ianareo, rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”

  • Josoa 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara