Jeremia 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ataoko toy ny manda varahina voaro mafy ianao ho an’ity vahoaka ity.+ Tsy maintsy hiady aminao ireny, nefa tsy haharesy anao.+ Fa momba anao aho, mba hamonjy sy hanafaka anao”,+ hoy i Jehovah. Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
20 “Ataoko toy ny manda varahina voaro mafy ianao ho an’ity vahoaka ity.+ Tsy maintsy hiady aminao ireny, nefa tsy haharesy anao.+ Fa momba anao aho, mba hamonjy sy hanafaka anao”,+ hoy i Jehovah.
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+