Jeremia 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no holazaina amin’ity vahoaka ity sy Jerosalema, amin’izany andro izany: “Rivotra mahamay avy any amin’ny lala-masaka any an-tany efitra+ no mitsoka mankamin’ny oloko zanakavavy.+ Tsy rivotra azo ikororohana vary na anadiovana anefa izany. Lioka 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ary rehefa hitanareo fa misy miaramila mitoby manodidina an’i Jerosalema,+ dia fantaro fa manakaiky ny fandravana azy.+
11 Izao no holazaina amin’ity vahoaka ity sy Jerosalema, amin’izany andro izany: “Rivotra mahamay avy any amin’ny lala-masaka any an-tany efitra+ no mitsoka mankamin’ny oloko zanakavavy.+ Tsy rivotra azo ikororohana vary na anadiovana anefa izany.
20 “Ary rehefa hitanareo fa misy miaramila mitoby manodidina an’i Jerosalema,+ dia fantaro fa manakaiky ny fandravana azy.+