19 “Ary raha misy olona mandre izay voalazan’ity fianianana ity,+ ary mikasa handripaka ny tany azon-drano sy ny tany karakaina, sady mirehareha anakampo hoe: ‘Hiadana ihany aho+ na dia hanaraka ny ditran’ny foko+ aza’,
12 Nataony mafy toy ny vato ny fony,+ mba tsy hankatoavany ny lalàna+ sy ny teny nalefan’i Jehovah Tompon’ny tafika tamin’ny alalan’ny fanahiny,+ ka nampitainy tamin’ny alalan’ny mpaminany fahiny.+ Dia tezitra mafy i Jehovah Tompon’ny tafika.”+