FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 dia hiavonavona ny fonao+ ka hohadinoinao i Jehovah Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+

  • Salamo 49:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mitoky amin’ny fananany izy ireo,+

      Ary mirehareha amin’ny harem-beny,+

  • Ohabolana 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+

  • Ohabolana 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Amin’ny mpanana dia toy ny tanàna voaro mafy ny harenany.+ Heveriny fa manda fiarovana izany.+

  • Lioka 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy izy tamin’ny mpianany: “Aoka ianareo ho mailo, ary mitandrema amin’izay rehetra mety ho fitsiriritana,+ satria na manam-be aza ny olona, dia tsy miankina amin’ny zavatra ananany ny ainy.”+

  • 1 Timoty 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara