23 Lazao izay zavatra hitranga any aoriana, mba hahafantaranay fa andriamanitra+ ianareo. Manaova soa na manaova ratsy mba hojerentsika sy ho hitantsika miaraka.+
9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+