FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha mba rano mantsy ny lohako, ary loharanon-dranomaso ny masoko,+ dia hitomany andro aman’alina aho noho ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy.+

  • Fitomaniana 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+

      Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+

      Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+

  • Fitomaniana 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mitaraina mafy amin’i Jehovah ny fon’izy ireo,+ ry mandan’i Ziona zanakavavy ô!+

      Mandrotsaha ranomaso be toy ny riaka, na andro na alina.+

      Aoka ianao tsy ho mafy fo. Aza avela haka aina ny anakandriamasonao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara