Jeremia 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niakatra toy ny liona avy tao anaty kirihitra izy,+ ary efa an-dalana ilay handrava an’ireo firenena.+ Nivoaka avy tao amin’izay nisy azy izy mba hahatonga ny taninao higagan’ny olona. Ho rava ny tanànanao ka tsy hisy mponina.+ Jeremia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+ Zefania 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mandringana firenena maro aho. Lasa aolo ny tilikambony eny an-jorony. Noravaravako ny lalany ka tsy nisy mpandalo intsony. Potika tanteraka ny tanànany, ka tsy nisy olona intsony sady tsy nisy mponina.+
7 Niakatra toy ny liona avy tao anaty kirihitra izy,+ ary efa an-dalana ilay handrava an’ireo firenena.+ Nivoaka avy tao amin’izay nisy azy izy mba hahatonga ny taninao higagan’ny olona. Ho rava ny tanànanao ka tsy hisy mponina.+
11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+
6 “Mandringana firenena maro aho. Lasa aolo ny tilikambony eny an-jorony. Noravaravako ny lalany ka tsy nisy mpandalo intsony. Potika tanteraka ny tanànany, ka tsy nisy olona intsony sady tsy nisy mponina.+