Nomery 35:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “‘Aza mandoto ny tany onenanareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Ary tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ny tany raha misy ra nalatsaka teo aminy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka izany ihany.+ Salamo 106:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Koa nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana,+Ka nanjary naloto ilay tany, noho ny fandatsahan-dra.+
33 “‘Aza mandoto ny tany onenanareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Ary tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ny tany raha misy ra nalatsaka teo aminy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka izany ihany.+
38 Koa nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana,+Ka nanjary naloto ilay tany, noho ny fandatsahan-dra.+