Deoteronomia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+ Salamo 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko, Jehovah ô, fa reraka tanteraka aho.+Sitrano aho,+ Jehovah ô, fa mangozohozo ny taolako.
39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+
2 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko, Jehovah ô, fa reraka tanteraka aho.+Sitrano aho,+ Jehovah ô, fa mangozohozo ny taolako.