Deoteronomia 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izy Ilay tokony hoderainao,+ ary izy no Andriamanitrao, izay nanao ireo zavatra lehibe sy mampahatahotra ireo ho anao, dia izay hitan’ny masonao.+ Salamo 109:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 109 Ry Andriamanitra deraiko ô,+ aza mangina fotsiny,+
21 Izy Ilay tokony hoderainao,+ ary izy no Andriamanitrao, izay nanao ireo zavatra lehibe sy mampahatahotra ireo ho anao, dia izay hitan’ny masonao.+