FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nodorany ny tranon’Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i+ Jerosalema. Nodoran’izy ireo koa ny tilikambo fonenana rehetra teo aminy, mbamin’ny zava-tsarobidiny rehetra,+ ka rava avokoa ny zava-drehetra.+

  • Salamo 78:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Farany, dia nafoiny ilay tranolay tao Silo,+

      Dia ilay tranolay nonenany teo amin’ny olombelona.+

  • Isaia 63:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fotoana fohy ihany ny olonao masina+ no nanan-javatra. Dia nohitsakitsahin’ny fahavalonay ny toeranao masina.+

  • Isaia 64:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa zavatra fandoro+ ilay tranonay masina tsara tarehy,+ izay nanaovan’ny razanay ny fiderana anao.+ Ary rava ny zava-tsarobidy tsirairay nanananay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara