Fitomaniana 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Noeritreretin’i Jehovah horavana ny mandan’i+ Ziona zanakavavy.Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nampihemotra ny tanany tsy handripaka izy.+Ary nataony nisaona ny tovon-tany sy ny manda.+ Samy ketraka ireny.
8 Noeritreretin’i Jehovah horavana ny mandan’i+ Ziona zanakavavy.Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nampihemotra ny tanany tsy handripaka izy.+Ary nataony nisaona ny tovon-tany sy ny manda.+ Samy ketraka ireny.