Joba 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitsatoka amiko ny zana-tsipìkan’ilay Mahery Indrindra,+Ary ny poizina avy amin’izany no sotroiko.+Milahatra hamely ahy ny horohoro avy amin’Andriamanitra.+ Joba 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha nanota aho, inona moa no voka-dratsin’izany aminao, ry Mpandinika ny olombelona?+Nahoana aho no nataonao lasibatra, ka lasa enta-mavesatra ho anao? Joba 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Efa mba nipetraka nilamindamina aho, nefa nokorontaniny.+Noraisiny tamin’ny hatoko aho ka natontany,Ary atsangany indray mba hataony lasibatra. Salamo 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa mitsatoka lalina any anatiko ny zana-tsipìkanao,+Ary mavesatra amiko ny tananao.+
4 Mitsatoka amiko ny zana-tsipìkan’ilay Mahery Indrindra,+Ary ny poizina avy amin’izany no sotroiko.+Milahatra hamely ahy ny horohoro avy amin’Andriamanitra.+
20 Raha nanota aho, inona moa no voka-dratsin’izany aminao, ry Mpandinika ny olombelona?+Nahoana aho no nataonao lasibatra, ka lasa enta-mavesatra ho anao?
12 Efa mba nipetraka nilamindamina aho, nefa nokorontaniny.+Noraisiny tamin’ny hatoko aho ka natontany,Ary atsangany indray mba hataony lasibatra.