Salamo 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+
7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+