Salamo 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tezera fa aza manota.+Tazòny ao am-ponareo ihany ny teninareo, eo am-pandriana.+ Ary aoka hangina ianareo. Sela. Fitomaniana 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+
4 Tezera fa aza manota.+Tazòny ao am-ponareo ihany ny teninareo, eo am-pandriana.+ Ary aoka hangina ianareo. Sela.
10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+