Ezekiela 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, amin’ny tanin’ny Israely: ‘Ny farany! Tonga ny farany ho an’ny vazan-tany efatra!+ Ezekiela 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsahatro izany fitenenana izany, ka tsy hisy hiteny izany intsony ao Israely.”’+ Lazao amin’izy ireo kosa hoe: ‘Efa akaiky ny fotoana+ sy ny fahatanterahan’ny fahitana rehetra.’ Amosa 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy izy: “Inona no hitanao,+ ry Amosa?” Dia hoy aho: “Harona misy voankazo masaka fahavaratra.”+ Ary hoy i Jehovah tamiko: “Tonga ny farany, ho an’ny Israely oloko.+ Koa tsy holeferiko intsony ny fahadisoany.+
2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, amin’ny tanin’ny Israely: ‘Ny farany! Tonga ny farany ho an’ny vazan-tany efatra!+
23 Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsahatro izany fitenenana izany, ka tsy hisy hiteny izany intsony ao Israely.”’+ Lazao amin’izy ireo kosa hoe: ‘Efa akaiky ny fotoana+ sy ny fahatanterahan’ny fahitana rehetra.’
2 Ary hoy izy: “Inona no hitanao,+ ry Amosa?” Dia hoy aho: “Harona misy voankazo masaka fahavaratra.”+ Ary hoy i Jehovah tamiko: “Tonga ny farany, ho an’ny Israely oloko.+ Koa tsy holeferiko intsony ny fahadisoany.+