FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 sy ireo mandeha midina any Ejipta+ mba hitady fiarovana amin’i Farao sy hialokaloka amin’i Ejipta,+ nefa tsy nanontany ahy!+

  • Isaia 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Lozan’izay midina hitady fanampiana any Ejipta,+ sy miantehitra amin’ny soavaly,+ sy mitoky amin’ny kalesin’ady+ noho ny hamaroan’ireny, ary mitoky amin’ny soavaly fitondra miady satria tena mahery ireny. Tsy mitodika any amin’Ilay Masin’ny Israely izy ireo, ary tsy mitady an’i Jehovah.+

  • Jeremia 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa inona no dia mahaliana anao amin’ny lalana mankany Ejipta+ sy hisotro ny ranon’i Sihora?+ Ary inona no mahaliana anao amin’ny lalana mankany Asyria+ sy hisotro ny ranon’ilay Renirano?

  • Jeremia 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nizotra tamin’ny lalan-kafa ianao, nefa nahoana izany no tsy misy dikany aminao?+ Ho menatra noho ny amin’i Ejipta+ ianao, tahaka ny nahamenatra anao noho ny amin’i Asyria.+

  • Jeremia 44:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary halaiko ireo sisa tavela amin’ny Joda, dia ireo nikiry hankatỳ Ejipta mba hivahiny atỳ.+ Ho ripaka atỳ Ejipta+ tokoa izy rehetra. Ho lavon-tsabatra sy ho ripaky ny mosary+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary izy ireo, ary ho olom-boaozona sy higagan’ny olona ary ho voaozona sy holatsaina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara