FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nandefa iraka nankany amin’ireo mpanjakan’i Asyria+ i Ahaza Mpanjaka,+ mba hangataka azy ireo hanampy azy.

  • Hosea 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny.+ Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady nandefa iraka ho any amin’ny mpanjaka lehibe.+ Kanjo tsy nahasitrana anareo izy,+ sady tsy nanam-panafody hahafaka ny ferinareo.+

  • Hosea 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary toy ny voromailala+ mora ambakaina sady tsy ampy saina+ i Efraima. Fa i Ejipta no nantsoiny,+ ary tany Asyria no nalehany.+

  • Hosea 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy honina intsony eo amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia hiverina any Ejipta+ i Efraima, ary hihinana zavatra maloto any Asyria izy ireo.+

  • Hosea 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Homan-drivotra+ i Efraima, ary enjehiny foana ny rivotra+ avy any atsinanana. Lainga sy fandrobana no ataony be dia be.+ Manao fifanekena amin’i Asyria izy,+ ary mitondra menaka mankany Ejipta.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara