Jeremia 52:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary mafy ny mosary tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra,+ ka tsy nisy sakafo hohanin’ny vahoaka.+ Ezekiela 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoferana ho sekely roapolo isan’andro ny lanjan’ny sakafo hohaninao,+ ary ataovy tsikelikely ny fihinananao azy.
6 Ary mafy ny mosary tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra,+ ka tsy nisy sakafo hohanin’ny vahoaka.+
10 Hoferana ho sekely roapolo isan’andro ny lanjan’ny sakafo hohaninao,+ ary ataovy tsikelikely ny fihinananao azy.