2 Mpanjaka 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary mafy ny mosary+ tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny+ volana fahefatra, ka tsy nisy sakafo+ hohanin’ny vahoaka. Joba 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanjary mainty ny hoditro,+ ka mihofakofaka,Ary mahamay ny taolako satria maina. Fitomaniana 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mainty noho ny mainty anefa izy ireo ka tsy fantatra intsony teny an-dalana.+Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.
3 Ary mafy ny mosary+ tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny+ volana fahefatra, ka tsy nisy sakafo+ hohanin’ny vahoaka.
8 Lasa mainty noho ny mainty anefa izy ireo ka tsy fantatra intsony teny an-dalana.+Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.