FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hanana fofombady ianao, nefa hisy lehilahy hafa hametaveta azy.+ Hanao trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hanao tanimboaloboka ianao, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+

  • Zakaria 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hangoniko hiady amin’i Jerosalema ny firenena rehetra.+ Dia ho babo tokoa ilay tanàna,+ horobaina ny trano, ary hovetavetaina ny vehivavy.+ Hatao sesitany+ ny antsasak’ilay tanàna, fa ny olona sisa+ kosa havela ao ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara