Joba 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nalany tamiko ny voninahitro,+Ary esoriny ny satroboninahitry ny lohako. Salamo 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia aoka hanenjika ahy ny fahavalo+Ka hahatratra ahy, ary hanosihosy ahy* eo amin’ny tany,Sy hampietry ny voninahitro ho amin’ny vovoka. Sela. Salamo 89:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Nohamavoinao ny fifanekena nataonao tamin’ilay mpanomponao,Nozimbazimbainao ny diademany ka natsipinao tamin’ny tany.+
5 Dia aoka hanenjika ahy ny fahavalo+Ka hahatratra ahy, ary hanosihosy ahy* eo amin’ny tany,Sy hampietry ny voninahitro ho amin’ny vovoka. Sela.
39 Nohamavoinao ny fifanekena nataonao tamin’ilay mpanomponao,Nozimbazimbainao ny diademany ka natsipinao tamin’ny tany.+