Ohabolana 14:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ny fahamarinana no manandratra ny fanjakana,+ fa ny ota kosa manala baraka ny firenena.+ Isaia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+ Isaia 59:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa maro ny fikomianay eo anatrehanao,+ ary samy miampanga anay ny fahotanay.+ Tsapanay ny fikomianay, ary fantatray tsara ny fahadisoanay.+
9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+
12 Fa maro ny fikomianay eo anatrehanao,+ ary samy miampanga anay ny fahotanay.+ Tsapanay ny fikomianay, ary fantatray tsara ny fahadisoanay.+