Salamo 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, hataony mafy orina ny seza fitsarany.+ Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+ Salamo 102:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ianao kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, Jehovah ô,+Ary ny fahatsiarovana anao haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+
7 Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, hataony mafy orina ny seza fitsarany.+
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
12 Fa ianao kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, Jehovah ô,+Ary ny fahatsiarovana anao haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+